Dikan'ny teny : mitanila

Hampiditra dikany vaovao
1 (tanila) mt, s. (mitanilà): Mijoro na mipetraka tsy manatrika fa miraika amin'ny ilany iray: Mitanilà ianao rehefa mandalo ny lehibe. ? h.o.: Miangatra: Fitsara-mitanila. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel