Dikan'ny teny : mitanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tanina) mt. s. (mitanina): Mipetraka mitodika amin'ny afo, amin'ny masoandro: Sady mitanina afo izahay fahiny no nihaino an' Inenibe nanao angano. / Mitanina andro ny ankizy rehefa ririnina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel