Dikan'ny teny : mitanjaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tanjaka) mt. s. (mitanjaha): Miseho vatana tsy misy manarona, tsy mitafy: "Fa ny mafy taminy indrindra dia ny tenany nitanjaka teo imason'ny olona maro tao". ΒΆ M.h.: Mihanjaka, mihanjahanja, mihanja-belona, miboridana, mitazotazo, mihazihazy, misongadina, mivongady, midizidizy, mitotozenjina, mitotojanjina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel