Dikan'ny teny : mitapelaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (pelaka, tapelaka) p. t.: Enti-milaza zavatra sady mivelatra lehibe no fisaka: Mitapelaka ny ravin-tsaonjo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel