Dikan'ny teny : mitapitapy

Hampiditra dikany vaovao
1 (tapitapy) mt. s. (mitapitapia): Tongamiatoato, tsy indray migorodana fa tsirairay ary misy elanelany ny eo aloha sy ny ao afara: Mitapitapy ny fiavin'ny orana tato ho ato. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel