Dikan'ny teny : mitaraina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tarama) mt, s.: Mimenomenona: Mitaraina amin'ny zauatra tsinontsinona io zaza io. ? Mitoloko a-mana mitoreo: Mitaraina la-va noho na fahantrany Rabe. • Malahelo ka mitory: Mitaraina ny uadinao fa tsy mitondra vola mody, hono, ianao, ¶ M. h.: Mikonaina, mikoinkoina, mitsikoinkoina, mitoretra, be tarama, mimenomenona, mibabababa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel