Dikan'ny teny : mitarozaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tarozaka) mt. s.: Mihantona miraviravy, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo: Tapaho any io tady mitarozaka eo amin'ny lavarangana io. ? Maharitra ela toa tsy misy farany: Tapaho haingana izay heuitrao fa mitarozaka izany resaka izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel