Dikan'ny teny : mitataka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tataka) mt, s.: Vaky na rovitra eo amin'ny zaitrany. • Misy loaka na banga fandehanan'ny rano. Ahitsio
2 (tatàka) mt. s.: Mipaipaika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel