Dikan'ny teny : mitatatata

Hampiditra dikany vaovao
1 (tatatata) mt. s.: Maneno mafy toy ny an'ny basy mitefotefoka, ny langorony velesina: Nitatatata ny basy marouaua ka natahotra daholo ny manodidina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel