Dikan'ny teny : mitatatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tatatra) mt. s.: Misy tatatra: Tanimbary lehibe tsy mitatatra no teto taloha ka nahatonga ny anarana hoe Betsimitatatra. ? Miasa manao tatatra amin'ny...: Ikotouao no nitatatra ny tanimbarin'i Dadabe (rat. p.). * Ohab.: Mitatatra ho andRainilaizafy: miasa fotsiny tsy mahazo karama. ΒΆ M.h.: Miasa 1amba rafozana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel