Dikan'ny teny : mitatitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tatitra) mt. s. (mita-tara): Mitondra, mitaona zavatra imbetsaka miverimberina: Indimy nitatitra ilay sarety veto nahataona ireo uato nouidinay. ? Mitondra (teny): Rabe no nitatitra izany teny izany tamin'ireo iray tam-po aminy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel