Dikan'ny teny : mitazana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tazana) mt. s. (mitazàna): Mijery lavitra, mitsinjo: Mitazana ny mpangalatra avy eto am-baravarankely eto aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel