Dikan'ny teny : mitefoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tefoka) mt. s.: Mipoaka (toy ny fipoakan'ny basy): Nitefoka ny basy ka taitra ny ankizy. 1 Mirefotra: Nitefoka ilay rantsankazo uoahitsany ka taitra izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel