Dikan'ny teny : mitehaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tehaka) mt. s. (mitehafa): Mampikatrokatroka ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: Nitehaka ny olona raha vao niditra izy. 1 Mamely amin'ny felatanana, mikasi-tanana: Rakoto no nitehaka ny zanakao fa tsy izaho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel