Dikan'ny teny : mitehika

Hampiditra dikany vaovao
1 (tehika) mt. p. (mitehefa): Mikasika: Tsy mitehi-tany mihitsy ny tongotra indraindray ao anaty fiarambahoaka. ? Miankina: Ataouy mitehika amin'ny rindrina ny tohatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel