Dikan'ny teny : mitelina

Hampiditra dikany vaovao
1 (telina) mt s. (mite-lama): Managorodana na ma-marina any an-tenda: Mitelina vara. - F.-p.: Mitelin-drora: mankasitraka ambony ihany amim-pitsiriritana mafy ny zavatra tiana hohanina. / Mampitelin-drora: enti-milaza ny zavatra maha-te bihinana. / Mitelin-kafatra: manadino ny teny nampitondraina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel