Dikan'ny teny : mitena

Hampiditra dikany vaovao
1 (tena) mt. p. (mitenĂ ): Mitondra na manao isan' andro fitafiana izay tsy tokony hanaovana raha tsy ny alahady na andro iray: Tsy hividianako satroka intsony ianao raha mitena io satroka uaovao io. • Miakanjo fotsiny tsy mitafy lamba: Nitena akanjo indray Rasoa nanomboka tamin'ny taombaouao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel