Dikan'ny teny : mitendry

Hampiditra dikany vaovao
1 (tendry) mt. s. (mi-tendre): Mikasika zavamaneno mba hamoahany feo: Mahay mitendry valiha ve ianao? - F.-p.: Mitendry hanina: mihinana hanina kely foana. / Mitendry ilo: fomba narahina fahizay ho fanambarana ny fifaranan'ny fisaonana ny mpanjaka: nokasihina tamin'ny rantsantanana nisY menaka ny hatoka sy ny ila loba havia. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel