Dikan'ny teny : mitentina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tentina) mt. s. (mitentena): Mihosotra loko mitsipentimpentina: Mitentina mena ny lanitra manga rehefa takariva. • Mitsentsina: Soa ihany fa nitentina tsara ilay lakana ka tsy misy rano tafiditra na pitiny kely aza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel