Dikan'ny teny : miteraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (teraka) mt. s. (miteràha): Mamoaka avy ao ankibo, mandatsaka an-tany: Iza no anaran'ny reny niteraka anareo? ? Mahavokatra, manome: Mitera-bony avokoa ny hazo rehetra amin' izao fotoana izao. • Mahatonga, mitarika: Miteraka aretin'andaha ny aretina sasantsasany. • (vola) Misy zanany, manàna: Aoka hotsaroanao fa tsy niteraka ny volako tany aminao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel