Dikan'ny teny : miteronterona

Hampiditra dikany vaovao
1 (teronterona) mt s. (miteronterdna): Mipetraka amin'ny toerana avo milingilingy: Aza miteronterona eny ambony lampihazo eny Rangahy, fa aoka ho an' ny olona manan-kaja ny eny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel