Dikan'ny teny : mitezitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tezitra) mt. p. (mitezera): Mampiseho tsy fahafaliana amin'ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy; mandevilevy: Nitezitra an--jandriny izy. / Mitezera fa aza manota. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel