Dikan'ny teny : mitifitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tifitra) mt. p. (mitifira): Mamely amin'ny basy, tafondro, tsipika,..: Mitifiborona. ? Mikendry: Nitifitra ahy mihitsy ianao tamin' ny teny nataonao. ? Mipitika: Mikisaha any ho any fa mitifitra aty ny rano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel