Dikan'ny teny : mitikintikina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tikintikina) mt. s. (mitikintikina): Mandeha na mamindra amim-pieboeboana, mamindra manao fihetsika be avona sy kevokevoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel