Dikan'ny teny : mitikitiky

Hampiditra dikany vaovao
1 (tikitiky) mt, s.: Mipaipaika na mipipika (fiteny amin'ny famantaranandro): Maty angamba ity famantaranandro ity fa tsy henoko mitikitiky. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel