Dikan'ny teny : mitily

Hampiditra dikany vaovao
1 (tily) mt. s. (mitilia): Mitsikilo, manao andry maso ny asa, fihetsika, tanin' olona ka tsy hitany: Mitily izay rehetra ataoko izy. • Mizaha taratra, mitaratra: Rakoto no hitily ny fahaualo. ¶ M.h.: Mitsikilo, manarangarana, manazangazana, mitaratra, mizaha taratra, mijery fandry, mikendry, miandry, manao andry maso, miambina, mandry tsy amin' afo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel