Dikan'ny teny : mitoantoana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Manoantoana (toantoana) mt. s.: Tsy mahazo teny, manao kitoatoa: Ity zaza ity koa mitoantoana! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel