Dikan'ny teny : mitobaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tobaka) mt. s.: Mitopy ka tonga mihoa-pefy: Nitobaka ny rano tao anaty siny fa nihazakazaka i Vao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel