Dikan'ny teny : mitobatoba

Hampiditra dikany vaovao
1 (tobatoba) mt. p.: Mikobana: Nisy nitobatoba ny rano ka tsy mbola azo sotroina ilay ixy. • Mandanilany foana: Ny zaza maditra no mitobatoba ny harena navelan-dray aman-dreniny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel