Dikan'ny teny : mitoby

Hampiditra dikany vaovao
1 (toby) mt s. (mitobia): Milasy: Mitoby atsy avara-tanàna ny miaramila. ? Miangona, miavosa, miavovona: Izaitratra ny vary mitoby ao an-tsena fa fararano ny andro. ¶ M.h.: Miangona, mitangorona, mihorona, mifanongoa, miavosa, miavovona, mivangongo, mivongaingy, mivozezika, mamozezy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel