Dikan'ny teny : mitofatofa

Hampiditra dikany vaovao
1 (tofatofa) mt. s.: Mihetsiketsika, mihofahofa (enti-milaza ny taho malefolefo tsofin'ny rivotra, na ny volon-doha mihofahofa raha mihazakazaka): Mitofatofa er? ny uolon'i Bozy kely rehefa mihazakazaka izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel