Dikan'ny teny : mitoha

Hampiditra dikany vaovao
1 (toha) mt. s.: Mitady (haza, remby): Lasa nitoha tantely any an'ala izy. - F.-p.: Mitoha ady: mila ady, manatona mba hihantsy ady, mandranto ady, mihaika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel