Dikan'ny teny : mitohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tohana) mt, s.: Tsy mahalatsaka fivalanana: Ra-ha mitohana elaela, tokony haka fanafody any amin'ny dokotera. Ahitsio
2 (tohana) mt. s.: Misy tohana: Tokony hitohana ity andry ity fa mila hianjera? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel