Dikan'ny teny : mitohatra

Hampiditra dikany vaovao
1 mt. s.: Enti-milaza ny nonom-biby izay efa mibontsina, na ny biby — indrindra ny ombivavy — ma-nana anaka, na ny voam-bary efa manomboka ho feno. (Raha manana anaka, ny olombelona atao hoe: beuohoka; ny omby mitohatra ary ny saka mamosavy). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel