Dikan'ny teny : mitokana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tokana) mt. s. (mitokàna): Mipetraka irery: Mitokana ao an'efitra ao izy fa tsy miaraka amin'olona. • Mankalaza zavatra vao iray, alohan'ny hampiasana azy: Ny Minisitra mihitsy no hitokana ilay trano fitsaboana UaovaO. - F.-p.: Mitoka-monina: mivelona tsy mifangaroharo amin'ny hafa. / Mitokan-trano: mitoetra mahaleo tena amin'ny trano iray manokana, tsy miaraka amin'ny ray aman-dreny intsony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel