Dikan'ny teny : mitolaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tolaka) mt. s.: Mihodina (amin'ny lahin-tsaviliny) mivoha: Amboary io uarauarana io fa mitolaka foana tsy mety mamoha. • Tailana, mivilana, mivaona: Mitolaka izany tohatra izany ha handratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel