Dikan'ny teny : mitolantsika

Hampiditra dikany vaovao
1 (tolantsika) mt. (mitolantsiha): Mihantsika, milantsika: Jereo fa mitolantsika er? ity zaza ity rehefa mandeha. ΒΆ M.h.: Mihantsika, mitolila, mihilana, mihilangilana, mitsingilahila, manongilana, mitongilana, mitsitaingatainga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel