Dikan'ny teny : mitoloko

Hampiditra dikany vaovao
1 (toloko) mt. s. (mitolokoa): Mitaraina, manao feo mitaraindraina miaraka amin'ny sento am-po na fitserana: Nitoloko nandritra ny aima ny marary, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel