Dikan'ny teny : mitombaitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tombaitra) mt. s.: Sandra fahavoazana lehibe noho ny antony madinika tsy nampoizina: Nitombaitra Rakoto fa nibolisatra tamin'ny hoditr'akondro dia nianjera ary tapaka ny tongony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel