Dikan'ny teny : mitombina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tombina) mt. s. (mitombèna): Mipetraka (olona na biby ihany): Tsy afaka mitombina izy fa misy uay lahy kely ao amin'ny fipetrahany ao. ? Tsara fototra: Mitombina tsara ity tranonao ity izany. ? Mipetraka milamina tsy manana ahiahy: Mitombina tsara amin' ny fokontany uao nifindrany izy. • Misy antony, misy fototra tsara: Tsy mitombina ueliuely izany ahiahinao izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel