Dikan'ny teny : mitombo

Hampiditra dikany vaovao
1 (tombo) mt. s, (mi-tom boa): Mihalava, maroroka, mihalehibe: Mitombo dia mitombo ity zaza ity. / Nitombo fahendrena izy. • Mihamaro, mihabe, mihabetsaka: Vetiuety foana dia nitombo ny isan'ny mponina, • Mütatra, mandroso: Tsy mitsaha-mitombo ny varotr'io Rangahy io. ? Misondrotra: Nitombo be ny rano hatramin'ilay orana farany tao. • Mihatsara: Izay tiana mitombo tarehy. ¶ M.h.: Mihalehibe, miitatra, mamokatra, manjanaka, ma-nana I mihombo, mihamafy, mihasarotra, manao hararaotra. — Mampitombo, manitatra, manabe voho, manao be filaza, manao laza masaka, manao filazan-dRamitraho, manao lazam-balala, manao tera-bao filaza, manao kitsanitsany, manao laza rezatra, manao laza habobo, milaza valamaty, matavy filaza, masadroatelo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel