Dikan'ny teny : mitomboka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tomboka) mt. s. (mitomboha): Misy kase, misy marika natao tamin'ny vy mahamay matetika: Valopy tsy mitomboka ity. / Mitomboka ny tarehiny, ? h.o.: Isaina, heverina ho toy ny izy ihany: Mitomboka ihany ny andronao raha marary ianao. Ahitsio
2 (tomboka) mt. p. (mitomboha): Mamaky bainga amin'ny angady. Ahitsio
3 (tomboka) mt. s.: Miandoha: Mitomboka rahampitso ny uakansy (ny fiteny matetika anefa amin'io hevitra io dia ny hoe: miantomboka, na manomboka). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel