Dikan'ny teny : mitompo

Hampiditra dikany vaovao
1 (tompo) mt. s.: Mikiry amin'ny heviny. - Mitompo teny fantatra: mikiribiby mitana ny heviny izay heveriny ho hany marina. fitenenana: aza mitompo teny fatratra hoatra ny antsy kely be zara . Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel