Dikan'ny teny : mitonantonana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tonantonana) mt. s.: Mivezivezy foana tsy misy antony, tonga fotsiny tsy misy zavatra hatao: Ity izaho nitonantonana tany, nefa ry zalahy taty nigalabina aoka izany! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel