Dikan'ny teny : mitondraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tondraka) mt. s.: Mahazo rano hanirlany tsara: Tsy mboia nitondraka lahy ity voninakazo it?l 1 Mihoapefy: Nitondraka ny rano fa be loatra ny orana. • (biby) Manaram-po miraoka ahitra amin'ny volin'olona: Tsy manaiky aho fa omby dimy no nentin'i Lita nitondraka teny an-tanimboliko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel