Dikan'ny teny : mitongilana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tongilana) mt. s. (mitongilàna): Mihilana, tsy miarina marina tsara, miro-na, miraika: Mitongilana ity rindrina ity izany. • h.o.:Miangatra: Mitongilana io mpitsara io. ? Voatarika: Mitongilana amin'ny ratsy rehefa mety ho olombelona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel