Dikan'ny teny : mitongoa

Hampiditra dikany vaovao
1 (tongoa) mt. p.: Miampy, misy zavatra mitatao eo amboniny toy ny trafo (tongoa): Vary iray vilia mitongoa hena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel