Dikan'ny teny : mitono

Hampiditra dikany vaovao
1 (tono) mt. s. (mitonoa): Manao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka, fnanatsatsika amin'ny afo: Mitono hena. - F.-p.: Mitono aina: minia manao an-kasahiana ny zavatra mety hahafaty. j Mitono fo: manao zavatra mety hitera-doza na mina misetra izany, nefa mety hahafaty ny aina. / Mitono tena: mi-nia misetra ny zavatra mety hahitan-doza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel