Dikan'ny teny : mitonona

Hampiditra dikany vaovao
1 (tonona) mt. P. (mitondna): Milaza anaran'ny tena: Nanontaniana izy veto nitonona anarana. • Milaza tena: Mitonona ho solon-tenan'ny mpiasa izy, nefa tsy mikarakara azy ireo akory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel