Dikan'ny teny : mitontohitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tontohitra) mt. s.: Mitohy, misesy tsy mitsahatra: Mitontohitra ny asanareo eto izany! 1 Mifandimby tsy an-kijanona: Rehefa tsena ny andro, mitontohitra ny olona miditra ao antsena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel